Teny iditra | 1 tinafika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tafihina: Notinafiky ny fahavalo ny tanàna ka basa nandositra daholo ny mponina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#641] attaqué chez lui, envahi |
Fototeny | 5 tafika |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voatafika |
Fivaditsoratra | 10 finitaka, fitanika, natifika, nifitaka, nitifaka, tinafika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |