Teny iditra (1/2) | 1 tinakona |
Fototeny | 2 takona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] voatakona, takonana: Tinakon' ny hazo ny tranonay |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#654] qu'on a caché |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 tinakona |
Fototeny | 10 takona |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] iarahan'ny maro mitondra, entin'ny maro miaraka |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#654] porté par plusieurs |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 voatakona |
Fivaditsoratra | 18 ikatonan, ikotanan, itakonan, itokanan, kaontina, kotanina, nakatony, nakotany, nanotika, natakony, nataniko, natokany, natokian, niantoka, nikatona, nikotana, nitakona, nitanako, nitokana, nitonaka, notakina, notinaka, takonany, takonina, taninako, tinakona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03 |