|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voatakona
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#605] hidden, concealed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#654] qu'on a caché
Ohatra  6  [2.996#22.011.006] raha ambarany anao ny zava-miafina ao amin' ny fahendreny mbamin' ny safeliky ny hevitra kendreny izay voatakona, dia ho hitanao fa misy hadinony ny helokao.
Fototeny  7  takona
Tovy hevitra  8  tinakona

Teny iditra (2/2)9  voatakona
Sokajin-teny  10  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3#654] porté par plusieurs
Fototeny  13  takona
Tovy hevitra  14  tinakona

Fivaditsoratra  15  anavotako, natavokao, tokoavana, voaantoka, voakatona, voakotana, voatakona, voatanako, voatokana, voatonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21