|
|
|
|

Teny iditra1  tinendry
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy
Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#695] qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
qu'on a désigné, indiqué, fixé
qu'on a marqué d'un accent, d'un point
Fototeny  5  tendry
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voatendry

Fivaditsoratra  10  nitendry, tinendry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21