Teny iditra tinonta (tonta)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatonta, tontaina: Betsaka izay biriky notinontany androany izay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Entassé, frappé, pressé, imprimé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinonta, tinontako, tinontanao, tinontany, tinontantsika, tinontanay, tinontanareo, tinontan', tinontan-, tinontam-
Ny lasa : notinonta, notinontako, notinontanao, notinontany, notinontantsika, notinontanay, notinontanareo, notinontan', notinontan-, notinontam-
Ny hoavy : hotinonta, hotinontako, hotinontanao, hotinontany, hotinontantsika, hotinontanay, hotinontanareo, hotinontan', hotinontan-, hotinontam-
Tovy hevitra voatonta

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20