|
|
|
|

Teny iditra1  voatonta
Fototeny  2  tonta
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#728, 1.13] frappé, imprimé
5  [1.3#728] entassé, pressé
6  [1.13] mis en tas
Ohatra  7  [2.366#184] Enimpolo no voatonta amin'ny iray minute, koa ndeha.
8  [2.114#73] Ny Fanjakana no miantoka ireo taratasy voatonta pirinty itaina amin' ny fanaovana ny lisitry ny mpifidy.
Tovy hevitra  9  tinonta

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11