Teny iditra titỳ
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity". [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tity
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] kambo kely toa volan-tsinana na toy ny tsaramaso eo ambonin'ny lavaka amin'ny vehivavy, lahin-kidy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tity
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] fivaviana, kindy [Rakotosaona 1972]

2009/09/01