Teny iditra (1/3) | 1 titỳ |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity". |
Fototeny | 4 tity|titỳ |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 tity |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Tanala]
kambo kely toa volan-tsinana na toy ny tsaramaso eo ambonin'ny lavaka amin'ny vehivavy, lahin-kidy |
Teny iditra (3/3) | 12 tity |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Tanala]
fivaviana, kindy |
Fivaditsoratra | 15 titi, tity, titỳ |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |