Teny iditra | todihina (todika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao ~ Todihina ny lasa [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be looked at by turning [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on regarde en se retournant [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny todihina io | ||||||||
Fivaditsoratra | hodi-tany, todihina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |