Teny iditra | 1 todihina |
Fototeny | 2 todika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao ~ Todihina ny lasa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be looked at by turning [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on regarde en se retournant [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny todihina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |