Teny iditra | 1 todin' aina |
Singan-teny | 2 tody, aina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] valin' ny ra nalatsaka, valifaty takin' ny ran' olona nalatsaka |
Fivaditsoratra | 5 naditinao, natodinay, nitodiana, noditiana, notadinay, todin' aina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |