|
|
|
|

Teny iditra1  toetany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns...
fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] climat
structure du sol
Ohatra  5  [2.442#] Mahasalama an'i dera ny toetany any.
6  [2.606#] Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  8  toetra, tany
Tsipelina hafa  9  toetrynytany
Kamban-teny 
Sary 
11 

Fivaditsoratra  12  toetany, totenay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21