Teny iditra toetra maha-hafakely
Singan-teny toetra ; maha~ ; hafa ; kely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toetra manokana tsy iraisana sy tsy itoviana amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Originalité [1.13]
Tovy hevitra toetra maha-izy azy

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21