Teny iditra | 1 tohanana |
Fototeny | 2 tohana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra? Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena. Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tohanana io |
Fivaditsoratra | 10 ahantona, anantoha, anatohan, hanatoan, hanatona, hanotana, hotanana, nanatoha, natohana, notahana, tananaho, tohanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |