Teny iditra tohan-kabary
Singan-teny tohana ; kabary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny alahatra efa misy fandrika mialoha mba tsy hahazoan' ny andaniny mamandrika ny tena amin' izay lazaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19