|
|
|
|

Teny iditra1  tohan-karatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny hazo manohana ny haratra amin' ny tafontrano ary anambarana koa ny safeli-teny amin' ny lahateny izay misy hafetsena hoentina mandresy lahatra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] échantignole
Singan-teny  5  tohana, karatra

Fivaditsoratra  6  nahatrotraka, tohan-karatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21