Teny iditra | tohara > toharana (tohatra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilovina; lalina ny rano, azo lakanina; lalina ny hady, azo toharana, fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra (fitenenana) [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny toharana io | ||||||
Fivaditsoratra | rotahana, tanaraho, tarohana, toharana, torahana |
Teny iditra | tohara > tohatra | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [1.1] | |||||||||
Fandehanana vita ambaratonga [1.13] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A ladder, a staircase [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Escalier [1.3, 1.8, 1.13] | |||||||||
échelle [1.3, 1.8] | ||||||||||
Ohatra |
| |||||||||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tohatra io | |||||||||
Sary | ||||||||||
Teny iditra | tohara > tohatra | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mamelles des vaches, des animaux [1.3] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Teny iditra | tohara > tohatra | |||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [1.3] | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Fivaditsoratra | tahotra, tohatra |