|
|
|
|

Teny iditra1  tohizana (tohy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany: Hotohizana rofia ity kofehy ity fa fohy loatra. (Aza afangaro amin' ny tohizina [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tohizana io

Fivaditsoratra  9  hozatina, tohizana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20