|
|
|
|

Teny iditra1  tohotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tranon-tantely, izany hoe ireo tranotrano misy efitrefitra fametrahan' ny renitantely ny maminy.
4  [1.13] tranon-tantely ompiana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] ruche
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Anarana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  tahotro, tohotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21