|
|
|
|

Teny iditra1  tokam-bolana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]4  tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  fidèle [1.13]
Singan-teny  6  tokana, volana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24