| Teny iditra | 1 tokam-bolana |
| Singan-teny | 2 tokana, 3 volana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana
[1.1] [tokambolana] 6 tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[tokambolana]
7 fidèle
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|