Teny iditra tokana aman-tany
Singan-teny tokana ; amana ; tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza hatsarana tsy misy mitovy aminy
Mitovy hevitra: safatsiroa aman-tany ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tsy manam-paharoa ~ tsy misy toa azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21