Teny iditra tokandia (tokana, dia)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay autre nom du songomby, tout animal solip [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra songomby
Ohatra Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31