|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tokan-taolana
Singan-teny  2 tokana, 3 taolana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 taolana iray ihany fa tsy mba roa ny hatotanany; enti-milaza hatanjahana sy hery [1.1]

Teny iditra (2/2) 6  tokan-taolana
Singan-teny  7 tokana, 8 taolana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 Nom des fruits à noyaux ; par opposition aux fruits à pépins ; voir taolana [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04