|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tokoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina
Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady

Teny iditra (2/2)4  tokoana
Fototeny  5  toko
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny
Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary?
Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  anotako, antokao, atokano, atokona, atonako, naatoko, nataoko, taonako, tokoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20