Teny iditra | 1 tokonana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#715] Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées 5 [1.13] seuil |
Ohatra |
6 ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io. [2.996#11.7.6] |
Tovy hevitra | 7 tokonam-baravarana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny tokonana io |
Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny tokonana io |
Fivaditsoratra | 13 anontako, nanotako, natokona, natonako, notakona, notanako, tokonana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |