|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tolaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihodina, avily, ahodina ho any an-kafa.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui tourne sur ses gonds; se dit de la porte
qu'on a trompé par des détours, accusé à la place du coupable, vaincu par des sorts dans l'épreuve du tanguin
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny tolaka io

Teny iditra (2/3)20  tolaka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka] mosavy

Teny iditra (3/3)23  tolaka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  [1.13] avily amin'ny toeran-kafa
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.13] dérivation

Fivaditsoratra  27  atolak, lakato, Lakato, lotaka, takalo, tolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08