Teny iditra | 1 tolaka andro |
Singan-teny | 2 tolaka, andro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mby efa tsy mahery intsony ny hainandro, efa ivaiva ny masoandro |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] lorsque le soleil baisse; après deux heures du soir |
Voambolana |
6 Fotoana |
Fivaditsoratra | 7 tandrokoala, tolaka andro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |