|
|
|
|

Teny iditra1  tolaka be ravina
Singan-teny  2  tolaka, be, ravina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  antsoantson' ny ankizy mba hampanidina ny voangory izay fatorany amin' ny tady ny tongony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  cri par lequel les enfants invitent à voler ou à se reposer sur les feuilles, les hannetons qu'ils ont attachés par une patte [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19