|
|
|
|

Teny iditra1  tomady
Fototeny  2  tady
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] strong, muscular
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#718, 1.8] fort
7  [1.3#718] musculeux
8  [1.8] costaud, robuste
Ohatra  9  Mbola tena tanora sy tomady izy. [2.117#78]
10  Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. [2.643#22]
11  Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! [2.472#178]
Sampanteny 
12  Anarana :
13  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  14  atodim, tomady

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21