| Teny iditra | 1 tomandavana |
| Fototeny | 2 tandavana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Irỳ tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mavamavana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina" (Ny Avana)
[1.1] |
| Ohatra |
5 ka misy haram-bato sady avo, no tomandavana;
[2.59#]
6 Tany lemaka tomandavana hatrany Sambava ka hatrany Mananjary ny tany Betsimisaraka. [2.113#] 7 Avy amin' io no niavian' ny anaran' ilay havoana na tendrombohitra lehibe tomandavana any Antsakalava hoe "Bongolava. [2.643#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|