Teny iditra | 1 tomany |
Fototeny | 2 tany |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany 5 Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to weep, to lament [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 pleurer [1.8] 8 pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Ohatra |
9 Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny tomany io |
Fivaditsoratra | 18 manoty, mañoty, tomany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |