Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tomany | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que votre amitié ne soit pas comme les joncs "herana" qui pleurent de ne pouvoir se blesser les uns les autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion au bruissement des joncs frottant l'un contre l'autre par l' effet du vent. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza manao tahaky ny akohokely tomany homana. [2.415 #4664] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme les poussins qui se plaignent alors même qu' ils mangent. [2.415 #4664] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui se plaignent continuellement ou ne sont pas satisfaits de ce qu' on leur donne. [2.415 #4664] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza mifofo vorona an-danitra. [2.415 #1757, 2.558 #742, 2.653 #611]
Aza mitomany vorona an-danitra hatao am-parapaingo. [2.558 #803] Aza tomany vorona an-danitra. [2.653 #716, 2.974 #44] Mitomany vorona an-danitra. [2.415 #2094, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny faniriana tafaohatra izay tsy azo tanterahina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Demander un oiseau qui vole dans l' espace, le demander avec larmes. [2.415 #2094]
Ne convoitez pas un oiseau qui vole. [2.974 #44] Ne poursuivez pas de vos desseins un oiseau qui vole dans le ciel. [2.415 #1757] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe qui signifiait en général des désirs exagérés et impossibles à réaliser, se disait aussi des poursuites amoureuses. [2.415 #1757]
Se disait des désirs irréalisables. [2.415 #2094] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza mitomany homana toa akohokely. [2.558]
Aza mitomany homana, toy ny akohokely. [2.415 #4670, 2.653 #665] Tsy mety raha tomany homana toa akohokely. [2.558 #4681, 2.653 #3491] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne pleurez pas en mangeant comme les petits poussins. [2.415 #4670] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui sont mécontents de ce qu' on leur donne. [2.415 #4670] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza tomany homana, toy ny akohokely. [2.165 #579] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne criez pas en mangeant, comme les poulets. [2.165 #579] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Eny, fa ny setroka sy ny tomany tsy mba saro-pantarina akory. [2.558 #1040, 2.653 #875]
Ny tomany sy ny setroka anie tsy mba saro-pantarina e ! [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Larmes sincères et larmes dues à la fumée, ne sont pas difficiles à distinguer ! [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des hypocrites et des gens rusés ; et en général, des choses faciles à distinguer. [2.415 #5030] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Kalon' antitra ka tany no farany. [1.1]
Kalon' antitra ka tany (tomany) no farany. [2.558 #1591] Toy ny kalon' antitra, ka ranomaso no farany. [2.558 #4293] Toy ny kalon' antitra, ka tomany no farany. [2.165 #1940] Toy ny kalon' antitra : tany no farany. [2.415 #1867, 2.653 #3203, 2.974 #232] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny hira fanaon' ny antitra mitanisanisa ny fotoan-dasa ka mahatonga azy hanembonembona ary mazàna miafara amin' ny tomany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chanson de vieux : à la fin ce sont des larmes. [2.974 #232]
Chants de vieillards : chants de plainte qui se terminent par des larmes. [2.415 #1867] Comme le chant des vieux, il finit par des larmes. [2.165 #1940] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils passent le temps à regretter le passé. [2.415 #1867] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Manao anti-dahy be : tahina, tomany. [2.415 #1831] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire comme les vieillards : on les soigne et ils pleurent. [2.415 #1831] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne sont jamais contents. [2.415 #1831] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Mikaikaika Tomany | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Ny kibo mitomany Ny kibo tomany | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le ventre pleure et désire avoir une grosse part, tandis que les yeux regardent fixement avec envie. [2.415 #3212] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l'avidité et de la gourmandise. [2.415 #3212] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Setroka sy tomany tsy mba sarotra fantarina. [2.165 #2146, 2.415 #2776] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fumée et larmes se voient facilement. [2.415 #2776]
La fumée et les larmes s' aperçoivent facilement. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Tomany andro avy orana, kanefa Tomany andro avy orana, nefa fony maina andro tsy niasa. [2.558 #271] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se plaindre de la pluie, et cependant se croiser les bras quand vient le beau temps. [2.974 #192] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Tomany basy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Tomany eo imasony, toa mila fitia noho iza, tomany takona aretina an-doha no azo (fa tsy hitany). [2.558 #4170]
Tomany eo imasony, toa mila fitia noho iza ; tomany takona azy, aretina an-doha no azo. [2.653 #3116, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pleurer devant elle, c' est sembler chercher de l' amour plus que n' importe qui ; pleurer loin d' elle, on ne gagne qu' un mal de tête. [2.415 #5146] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Tomany faty tsy re anarana. [1.147 #T98] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Tomany ila reny toa akoho kely. [2.415 #1004, 2.653 #3117] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Enfant qui pleure pour être près de sa mère, comme le petit poussin. [2.415 #1004] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui voulaient toujours être à côté de leurs parents ou de leurs chefs. [2.415 #1004] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Tomany zandry tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Tsy mety raha tomany hena momba famaky. [2.653 #3490] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||