|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  tomboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] un coup de pioche donné à la terre
Kamban-teny 

Teny iditra (2/8)16  tomboka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3] accusations fausses
Sampanteny 
20  Matoantenin' ny iharana :
21  Anarana :
Tovy hevitra  22  tombotomboka
Kamban-teny 

Teny iditra (3/8)27  tomboka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.1] Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa
Fanazavàna teny frantsay  30  [1.3] apposition du cachet à une pièce officielle
Sampanteny 
31  Matoantenin' ny fameno :
32  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/8)36  tomboka
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38  [1.1] [Taisaka] Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra
Ohatra  39  Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508#]
Kamban-teny 

Teny iditra (5/8)41  tomboka
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny malagasy  43  [1.1] Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao

Teny iditra (6/8)44  tomboka
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46  [1.1] Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
Karazana vay mpahazo ny omby
47  [1.13] karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina
Fanazavàna teny frantsay  48  [1.3, 1.13] charbon
49  [1.3] anthrax, bubon très douloureux
50  [1.196] charbon bactéridien
Voambolana  51  Fahasalamana
52  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Mpanahaka  53  fanenitra, tetanosy
Kamban-teny 

Teny iditra (7/8)56  tomboka
Sokajin-teny  57  anarana
Fanazavàna teny malagasy  58  [1.78] [Bezanozano] loaka, lavaka

Teny iditra (8/8)59  tomboka
Sokajin-teny  60  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  61  [1.78] [Bezanozano] bongo: Trano bongo

Fivaditsoratra  62  atombok, kombato, tamboko, tokambo, tombako, tomboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24