| Teny iditra | 1 tombokahitra |
| Singan-teny | 2 tomboka, 3 ahitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [tombok' ahitra] tany misy ahitra hamefena voly
[1.1] 6 baingan-tany misy ahimaitso nalahadahatra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 gazon
[1.13] 8 (de ahitra : herbe, Graminée). Gazon naturel ou artificiel, utilisé notamment pour l'engazonnement des pentes, des bords de route, etc. [1.196] |
| Ohatra |
9 Nataony fisoroka tombok' ahitra anefa; ary dia navelany teo amin' ny toerana naniriany ihany
[2.988#13]
|
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fivaditsoratra | 11 tokambohitra, tombokahitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/13 |
|