Teny iditra | 1 tombokahitra |
Singan-teny | 2 tomboka, ahitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1][tombok' ahitra] tany misy ahitra hamefena voly 5 [1.13] baingan-tany misy ahimaitso nalahadahatra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] gazon 7 [1.196] (de ahitra : herbe, Graminée). Gazon naturel ou artificiel, utilisé notamment pour l'engazonnement des pentes, des bords de route, etc. |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Fivaditsoratra | 9 tokambohitra, tombokahitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |