Teny iditra | 1 tombo-kavatsa |
Singan-teny | 2 tomboka, havatsa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tomboka na marika maitso manga ataon' ny olona amin' ny tarehiny na ny sandriny voasokitra ao anaty hoditra [1.1] 5 marika tsy maty amin'ny hoditra [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 tatouage [1.3, 1.13] |
Tsipelina hafa | 7 tombokavatra |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |