|
|
|
|

Teny iditra1  tombo-montsina
Singan-teny  2  tomboka, montsina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny olona miray tetika ka manao izay tsy handrenesana ny tenin' ilay mifamaly aminy fa vao miteny dia tsenainy

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24