|
|
|
|

Teny iditra1  tompo-marika
Singan-teny  2  tompo, marika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ny olona mamorona ny tarehy amam-bikan-javatra hatao, toy ny trano, tetezana... [1.1]
Tovy hevitra  5  mpanome maritra

Fivaditsoratra  6  mampitoroka, tompo-marika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01