Teny iditra | 1 Tompomenakely |
Singan-teny | 2 tompo, menakely |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana 5 [1.13] olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] suzerain, seigneur féodal |
Voambolana |
7 Pôlitika |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |