|
|
|
|

Teny iditra1  tondroina
Fototeny  2  tondro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra
Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be pointed at
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#723] qu'on indique avec le doigt ou autre chose
7  [1.8] qu'on indique avec le doigt ou les lèvres
Ohatra  8  tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [2.445#]
9  Fa ny afo kosa dia miharihary hitan' ny maso izao, ary ho azo tondroina fa any no misy an' i Toamasina. [2.471]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny tondroina io

Fivaditsoratra  15  anondrito, anondroty, atondrony, tondroina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21