Teny iditra tondro miandra reny (tondro, andra, reny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy milaza ny olona manantena lava ny hampiana; zaza na zandry miantehitra lava amin-dray aman-dreniny na ny zokiny ka tsy manao ny anjara adidiny [Rajemisa 1985]

2012/09/20