Teny iditra tondro miandra reny
Singan-teny tondro ; miandra ; reny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Milaza ny olona manantena lava ny hampiana; zaza na zandry miantehitra lava amin-dray aman-dreniny na ny zokiny ka tsy manao ny anjara adidiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29