Teny iditra tondrotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivonkonan' ny lamosina rehefa mipetraka ka toa tafahoatra mivoaka any ivelany ny fipetrahana; fandrosoan' ny zavatra na fitataovany mankany ivelany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2013/12/12