|
|
|
|

Teny iditra1  tongava
Fototeny  2  tonga
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny mpamaritra tonga [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] arrivez
Ohatra  5  tongava nofo, tompoko, ny sakafo kely narosonay ho anao! [1.1]
6  Raha izany ary, tongava any an-trano misakafo rahampitso antoandro. [2.4]
7  Dia tongava soa! [2.499]

Fivaditsoratra  8  tongava, vangato, vatango

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31