|
|
|
|

Teny iditra1  tongavina
Fototeny  2  tonga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza, rehefa miady varotra zavatra, ny vidiny izay tian' ny mpivarotra hotratrarina: Ariary valo no sahiko -- Tongavy ariary folo re!
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  angovitan, nangovita, tongavina, vatonangy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20