Teny iditra tongolovazaha
Singan-teny tongolo ; vazaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de tongolo : oignon ; et vazaha, ici pris adjectivement : étranger). Allium cepa L. (Amaryllidaceae) : oignon. Nom donné aux variétés européennes à petit bulbe. [1.196]
Anarana siantifika Allium cepa
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06