|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tongo-malady
Singan-teny  2  tongotra, malady
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ny olona haingam-pandeha ary fanirakiraka [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  tongomalady
Singan-teny  7  tongotra, malady
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  anarana ilazana ny bisikileta [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  (pied rapide) désignant la bicyclette (au lieu du mot malgachisé bisikilety; ne s'est pas implanté dans l'usage [2.590]
Voambolana  11  Fitaterana

Fivaditsoratra  12  tongo-malady, tongomalady, tongo-malady, tongomalady

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11