Teny iditra | 1 tonjina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sasatra, vizaka, valaka Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. |
Fototeny | 4 onjina |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 10 tonjana |
Mpanahaka | 11 miraidraika, mihilangilana miankavia miankavanana, mialoha miaoriana |
Fivaditsoratra | 12 atonjin, natonji, tonjina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |