|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tonona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faritra mampisaraka ny vaniny na ny famavany anankiroa: Tapaho tsara eo amin' ny tonony ity fary ity ~ Misy tonony roa mamoritra ny vaniny anankiray
Enga anie ianao ka hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny: firariana fahombiazana antsakany sy an-davany
4  [1.13] faritra ao anelanelan'ny vaniny roa mifanaraka
faritra anelanelan'ny vaniny roa ahafahan'izy ireo mihetoika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a joint, an articulation
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8, 1.5, 1.13] articulation
7  [1.8] joint
8  [1.5] noeud de corde; noeud d'un arbre
9  [1.13] noeud
10  [1.196] (toute l'île). Nom donné à un entre-noeud pour les plantes à tige fistuleuse comme les bambous, les grandes Poaceae. Pour les bois, c'est aussi le noeud, d'où l'adjectif tononana : noueux, qui a beaucoup de noeuds
Ohatra  11  Davida niankina tamin' ny foto-paiso, tehina be tonona tany antànany. [2.270#117]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  17  tonina
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/4)30  tonona
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32  [1.196] [Betsimisaraka] (Betsimisaraka ancien) Orthographié « tougnounan » par Rochon, p. 280, qui écrit : « bois propre aux manches de sagaies ; fleurs en cloche ». Le vieux dictionnaire de Froberville reprend cette orthographe et écrit : « arbre des montagnes, à bois rouge ou jaune, brun, lourd, sert à la marqueterie et à faire des manches de sagaies ». Le baron de Mackau en 1818 préfère l'orthographe « tounounha » et parle d'un arbre de grosseur médiocre mais très dur avec lequel les Betsimisaraka font le manche de leurs sagaies. Tous ces témoignages sont donc convergents. Ce nom vient probablement de ce que ce bois est riche en noeuds
Voambolana  33  Haizavamaniry

Teny iditra (3/4)34  tonona
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36  [1.1] Famoahana teny amin' ny feo: Ataovy tsara tonona ny teny fa aza ngonongononina fotsiny
Fanazavàna teny anglisy  37  [1.7] pronunciation
Fanazavàna teny frantsay  38  [1.3, 1.8, 1.5] prononciation
Haiendriteny 
39  Tsotra :
Sampanteny 
40  Matoantenin' ny iharana :
41  Anarana :
42  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/4)44  toñona
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46  [1.78] [Tambahoaka] tsiny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  52  atonon, nanoto, natono, nonota, ononta, onotan, toñona, tonona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08